|
|
|
|

Entry1  mandry ilika
Elementary words  2  mandry, 3  ilika
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5  mandry ka ny ila ihany, ny takiba ilany, no atao ambany
misahirana [1.1]
Examples  6  Ilay lahy antitra nandry ilika teo ambony tsihy [2.649]
7  nandry ilika ery ity zanak'Andriana tsy zatra mipetraka raha tsy ambony seza. [2.895]

Updated on 2025/09/12